Aller au contenu

Fiteny araoàka

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 6 Desambra 2021 à 13:11 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Fiteny)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny fiteny araoàka na fiteny lôkônô dia iray amin' ireo fiteny araoakiana tenenin' ny Lôkônô, izay vahoaka any Amerika Atsimo, ao amin' ny tapany atsinanan' i Venezoela, any Goiana, any Sorinama ary any amin' i Guyane frantsay.