Aller au contenu

Wikipedia:Fikambanana

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 4 Martsa 2016 à 14:54 nataon'i Jagwar (dinika | fandraisan'anjara) (Pejy voaforona amin'ny « {|id="pretzelsmainpageproposal-head" style="width:100%; border:1px solid #ccc; background-repeat:no-repeat; background-position:-200px center; background-color:#FCFCF... »)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Tonga soa eto amin'ny pejy fandraisan'ny fikambanana
Eto amin'ity pejy ity no ahitana ireo fampahalalana rehetra ilain'ny mpandray anjara eto amin'i Wikipedia

Toerana iombonana

Serasera

  • Dinika : Toeran-tserasera natao ho an'izay rehetra mandalo eto amin'i Wikipedia. Ekena avokoa ny lohahevitra rehetra ary ny teny rehetra. Pejin-dresaka io. Azonao vangiana ny renipejiny raha tia hahafantatra misimisy kokoa mahakasika ny anjara asany. Eo koa no toerana anontaniana ny mpikambana hafa rehefa mila fanampiana na torohevitra.
  • Dinika tsy miteny malagasy : Toeran-tserasera natao ho an'ireo vahiny tsy mahay teny malagasy.
  • Pejy Facebook an'i Wikipedia Malagasy : Natao hampahalala ireo mpikambana sy vahiny manana kaonty Facebook. Mampita ny zava-mitranga amin'i Wikipedia ary mampita ireo vaovao misongadina avy amin'ny tetikasa Wikimedia izay mampiantrano an'i Wikipedia.

Pejy fanoroana

  • Renipejy fanoroana : Ahitana ireo fitsipik'i Wikipedia ary ny fomba fampiasana ny fitaovana ahafahana mandray anjara eto.


Filazana

Tsy misy filazana. (hanampy)