Aller au contenu

Wiktionary:Fandraisana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka


Tonga soa eto amin'i Wikibolana

Tetikasa rakibolana azon'ny tsirairay ovaina.

Izao dia ahitana pejim-bontoatiny 4 537 109 izay manazava amin'ny teny malagasy ny teny fampiasan'ireo fiteny miisa 2 408 hita erak'izao tontolo izao.

Karazan-tenyanarana iombonana · Matoanteny · mpamaritra · Tambinteny · Pejy kisendra

Abidy : Aa Bb Cc Dd Ee Ff Gg Hh Ii Jj Kk Ll Mm Nn Oo Pp Qq Rr Ss Tt Uu Vv Ww Xx Yy Zz

Ny Wikibolana

Ny Wikibolana (amin'ny teny anglisy: Wiktionary) dia teny mitambatra avy amin'ny wiki sy rakibolana. Ity tranonkala ity dia tetikasa rakibolana iombonana izay azon'ny tsirairay andraisana anjara. Ny Wikibolana dia mampiasa ny fahazoan-dalana CC-BY-SA 3.0 na GFDL. Izany dia midika fa ny asa rehetra eto amin'ny Wikibolana dia avoaka eo ambanin'ny fahazoan-dàlana CC-BY-SA 3.0. Ny mpandray anjara sy mpamaky dia afaka mandika sy mizara izany amin'ny fahazoan-dalana mitovy amin'ny lahatsoratra niandohana.

Ny Wikibolana dia manazava amin'ny teny malagasy ireo teny avy amin'ny fiteny rehetra, anisan'izany ny fiteny voatrolombelona sy ny teny noforonina, afa-tsy ireo fiteny tsy manana vondrom-piarahamonina mpiteny isan'andro. Tanjona ny ho lasa rakibolana lehibe amin'ny fiteny maro, manome dikan-teny, fanononana, etimolojia, bika matoanteny, fampiasana, fandikana, teny mifandraika, sns. Anisan'izany koa ny rakibolana malagasy, anglisy-malagasy, frantsay-malagasy, sinoa-malagasy, japoney-malagasy, voambolana, sy ny maro hafa.

Fandraisana Anjara

Ny fandraisana anjara eto amin'i Wikibolana dia misokatra ho an'olon-drehetra. Raha toa ka mpikambana vaovao ianao, dia afaka manomboka amin'ny fijerena ny pejy Tongasoa eto amin'ny Wikibolana. Ho fanampin'izany, afaka mahita ny fitsipika sy torolàlana manan-kery amin'ny Politika sy Torolàlana.

Misy fepetra mifehy ny teny iditra eto amin'i Wikibolana. Raha mila fanazavana fanampiny, jereo ny Politikan'ny famoahana. Rehefa manova teny iditra dia mila manaja ny zom-pamorona. Azonao jerena ny zom-pamorona sy ny Fepetra fampiasana raha mila fanazavana fanampiny. Tsara vakina ihany koa ny Ny tsy Tokony ho Wikibolana.

Wikibolana hafa

Ny Wikibolana misy amin'ny tenim-pirenena maro: anglisy, frantsay, alemana, espaniôla, italiana, rosiana, sinoa, koreana ary fiteny maro hafa. Jereo ny lisitry ny fiteny rehetra raha mila fanazavana fanampiny.

Tetikasa rahavavy

Ny Wikibolana dia miasa amin'ny fikambanana tsy mitady tombony Foundation any Kalifornia, Etazonia. Ny Wikimedia Foundation koa dia mitantana tetikasa wiki isan-karazany.


Fanondron'ny fiteny

Afrikaans · Albaney · Alemanina · Anglisy · Arabo · Asirianina · Bambara · Belarosiana · Bengali · Danisy · Diola · Ejipsianina · Espaniola · Finoa · Frantsay · Goarani · Grika · Hawaiianina · Hongariana · Igbo · Indonezianina · Japoney · Javaney · Kantoney · Koreana · Latina · Lingala · Malagasy · Malayalam · Maori · Nahuatl · Nerlandey · Nepaley · Okrainianina · Portogey · Rosiana · Seboanô · Sinoa · Tagalaoga · Vietnamiana · Wolof · Xhosa · Yoruba · Zolo